Entry | 1 tongobolo |
Elementary words | 2 tongotra, volo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fitoeram-paraky (avy amin' ny teny hoe: tongotra sy volo satria tamin' ny tongotra na vodin' ny volo -- karazana volotsangana -- no nanaovana azy taloha). |
Explanations in English |
5 [1.7] a snuffbox, a tobacco-pouch |
Explanations in French |
6 [1.8] blague à tabac |
Examples |
7 Hitako ny hevitra, ondry roa no novidiko sy reniakoho telo, ary ny vakim-bola sisa nitondrako siramamy takelany vitsivitsy ho an' Ineny, sy tongobolo ho an' i Dada. [2.643#] 8 Nitsiky indray maka izy dia nangarona ilay tongobolo tandrok'omby tao am-balahany ary nitelina indraim-bava vao nahateny hoe : Hihaona hay isika ry zareo, ka ianareo be kivazivazy foana aninkeheo. [2.895#] |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |