|
|
|
|

Entry1  mafy vava
Elementary words  2  mafy, vava
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza olona mahatana tsara ny vavany ka tsy mamindra amin' ny hafa ny teny henony; tsy mety milaza izay tsy tokony holazaina, mahafehy vava

Updated on 2023/01/01