Entry | 1 mafy |
Root | 2 hafy |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy malemy, tsy manana toetra mora vaky na mora potika: Mafy itỳ hazo itỳ 5 Tsy manana toetra malemilemy mahafinaritra ny tena: Mafy itỳ seza itỳ fa tsy misy ondana hipetrahana 6 Enti-milaza izay ilana hery na ezaka ara-batana na aratsaina: Mafy ny raharahan' ny mpihady arintany 7 Enti-milaza izay manery na mandidy izaitsizy: Mafy ny lalàna nefa tsy maintsy arahina 8 Matanjaka, manan-kerim-batana: Manatòna Rangahy raha mafy 9 Sarotra lefarina, manindrona, na henjana: Mafy izany teny izany 10 Sarotra zakaina, mangidy: Mafy ny fahoriana nentin' io iehilahy io 11 Tsy mihontsina, tsy mety ketraka: Mafy io vehivavy io [1.1] |
Explanations in English |
12 hard, difficult, firm, strong. [1.2#404] 13 hard, firm; difficult [1.7] |
Explanations in French |
14 dur: Mafy ity tany ity (Cette terre est dure) ~ Mafy ity hazo ity (Ce bois est dur, solide) ~ Mafy ny teny nataony azy (Il lui a adressé des paroles fortes, dures) ~ Mafy ny nanjo azy (Il en a souffert de dures) ~ Mafy iny lehilahy iny (Cet homme est inébranlable [1.3#416, 1.8] 15 fort, ferme, solide, inébranlable 16 qui ne démord pas, insupportable, intolérable, calamiteux [1.3#416] 17 solide, résistant; difficile [1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Antonyms | 25 malemy |
Analogs | 26 maozatra, komatry, matanjaka, tomady, avy aina, be aina, matomboka, hozatina, vokenana, fonetana |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 33 Proverbs containing the word mafy |
Anagrams | 34 afim, AMIF, fima, mafi, mafy |
Updated on 2023/08/11 |