Entry | 1 hamafina |
Root | 2 mafy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao izay hahamafy, atao tonga mafy: Hamafio ny tady ~ Hamafio ny fihavananareo [1.1] |
Explanations in English |
5 to be strengthened, to be reinforced; to be emphasized [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on renforce, sur quoi on insiste, qu'on répète [1.8] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 mafina, hamafisina |
Anagrams | 12 anafiham, fahamani, fanahamy, fanaiham, fimahana, hafanaim, hamafany, hamafina, hanafiam, hanamafy, hiafanam, ifahanam, mahafañy, mahafina, manafiha, mifahana, mifahàna, mifanaha, niafaham |
Updated on 2023/01/20 |