|
|
|
|

Entry1  hamafisina
Root  2  mafy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atao mafimafy kokoa, izany hoe afaka hahatohitra tsaratsara kokoa izay herin-javatra mety hihatra aminy na hanan-kery kokoa: Hamafiso ny fefiloha. / Nohamafisina ny fihavanana [1.1]
Explanations in English  5  see mafy. [1.2]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Synonyms  10  hamafina, mafina

Anagrams  11  fisimahana, hamafisina

Updated on 2023/01/20