|
|
|
|

Entry1  matanjaka
Root  2  tanjaka
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
4  Active verbs :
Explanations in Malagasy  5  Be aina, manana herim-batana, matomboka: Tonga daholo ny vatan-dehilahy matanjaka tao an-tanàna
6  Mafy: Heverinao ve fa matartiaka hahazaka itý vata itý io tady io?
7  Be herim-po: Matanjaka eo anoloan' ny fahoriana [1.1]
Explanations in English  8  strong, vigorous; heavily built, corpulent [1.7]
Explanations in French  9  fort, vigoureux; gros; un peu gras [1.8]
Examples  10  Fantatra fa matanjaka I Feno. [2.472]
11  Tia mampiasa teny matanjaka ianao! [2.944]
12  Ady vaventy sahaza ny olo-matanjaka! [2.643]
13  Izahay osa, fa hianareo no matanjaka; [2.996]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Analogs  18  mafy, mahery, matomboka, tomady, be aina, be sandry
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word matanjaka

Updated on 2023/01/20