Entry (1/2) | 1 tanjaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Herim-batana: Nihena ny tanjak' io tovolahy io hatramin' ny nahapotrahany Izay entinamanamafy zavatra: Tsy mba nanifisany akory ny volotsangana natao tanjany, fa nokapakapaina dia narafitra. (Fofombadiko, E.D. And.) Fisehoan' ny vatana tsy misy manarona azy, boridana; hanja; hanjaka |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] strength 5 [1.2] power, vigour, robustness. See Aina, HEry 6 [1.7] vigor |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8, 1.13] force 8 [1.3, 1.8] vigueur 9 [1.3, 1.13] puissance 10 [1.3] énergie, richesse ce qui rend un édifice solide 11 [1.13] renfort, tuteur |
Examples |
12 Fahatanorana feno tanjaka sy fahavononana no tao aminy. [2.470] 13 Ny fahatsiarovan' ny olona tanjaka sy fahasahiana eo amin' ny miara-monina aminy mantsy, arakaraka ny fari-pananany mitaha amin' ny an' ny hafa. [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 25 tanjaka |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in French |
27 [1.196] (sens général : force, vigueur, puissance). Nom de plusieurs plantes réputées fortifiantes ou prises comme remède contre l'impuissance. Suivant les dialectes, surtout : Anacolosa pervilleana Baill. (Oleaceae). Décoction des feuilles administrée aux convalescents, aux personnes affaiblies. [Bara] Humbertoturraea sp. (Meliaceae), réf. Service Forestier 5924. Décoction très amère prise surtout contre l'impuissance. [Mahafaly] |
Vocabulary |
28 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 30 |
Updated on 2025/01/21 |