Entry | 1 hatanjahana |
Root | 2 tanjaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Toetra ananan' ny olona matanjaka; manana herim-batana (mitovy amin' ny hoe "taniaka" ihany): Mbola ao anatin' ny taonan' ny hatanjahana ianao izao, ka mahaiza manararaotra izany amin' ny asa [1.1] |
Synonyms | 5 fahatanjahana |
Anagrams | 6 hanatanjaha, hatanjahana |
Updated on 2023/01/20 |