|
|
|
|

Entry1  manatanjaka
Root  2  tanjaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manome hery, manamafy: Manatanjaka ny divay
5  Mankahery: Nanatanjaka ahy ny teny nataonao ka misaotra [1.1]
Explanations in French  6  fortifier, rendre vigoureux, solide courageux [1.3]
Examples  7  manatanjaka ny vatana ny hanin-tsara (La bonne norriture fortifie le corps, rend le corps vigoureux) [1.3]
8  nanatanjaka ny miaramila ny teny nataony (Ses paroles ont donné du courage aux soldats) [1.3]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Synonyms  13  mananjaka

Updated on 2023/01/20