Entry | 1 tomady |
Root | 2 tady |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Matanjaka, vory nofo, nofosana: Tovolahy tomady |
Explanations in English |
5 [1.7] strong, muscular |
Explanations in French |
6 [1.3#718, 1.8] fort 7 [1.3#718] musculeux 8 [1.8] costaud, robuste |
Examples |
9 [2.117#78] Mbola tena tanora sy tomady izy. 10 [2.643#22] Anisan' ny zaza salama sy tomady tokoa aho. 11 [2.472#178] Olona nofantenana tomady sy matanjaka daholo ireo! |
Derivatives |
|
Anagrams | 14 atodim, tomady |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |