|
|
|
|

Entry1  tomady
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Matanjaka, vory nofo, nofosana: Tovolahy tomady
Explanations in English  4  [1.7] strong, muscular
Explanations in French  5  [1.3#718, 1.8] fort
6  [1.3#718] musculeux
7  [1.8] costaud, robuste
Examples  8  [2.117#78] Mbola tena tanora sy tomady izy.
9  [2.643#22] Anisan' ny zaza salama sy tomady tokoa aho.
10  [2.472#178] Olona nofantenana tomady sy matanjaka daholo ireo!
Root  11  tady
Derivatives 
12  Names :
13  Adjectives :

Anagrams  14  atodim, tomady

Updated on 2025/01/21