|
|
|
|

Entry1  fanamafisana
Root  2  mafy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaovana izay hahamafy, hanampy, hampitombo zavatra iray; fanantitranterana
Explanations in French  5  [1.3#416] L’action de fortifier, de consolider, de confirmer ; les contre-forts
6  [1.13] renforcement, consolidation, amplification, compactation
Examples  7  Ny iray voalohany, fanabeazana mikendry ny fanamafisana orina ny foko. [2.606#]
8  Izany ny fanamafisana ny didy momba ny tsy fahazoan' ny avy any andafy mividy tany. [2.366#]
Other spellings  9  fanamafesana, fanamafiana

Updated on 2024/12/12