Entry | 1 fanamafisana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanaovana izay hahamafy, hanampy, hampitombo zavatra iray; fanantitranterana |
Explanations in French |
4 [1.3#416] L’action de fortifier, de consolider, de confirmer ; les contre-forts 5 [1.13] renforcement, consolidation, amplification, compactation |
Examples |
6 [2.606#] Ny iray voalohany, fanabeazana mikendry ny fanamafisana orina ny foko. 7 [2.366#] Izany ny fanamafisana ny didy momba ny tsy fahazoan' ny avy any andafy mividy tany. |
Root | 8 mafy |
Other spellings | 9 fanamafesana, fanamafiana |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |