|
|
|
|

Entry1  manamafy
Root  2  mafy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manamarina: Faly aho fa manamafy ny hevitro ny lazainao
5  manampy: Aoka ianao tsy hanamafy ny fananarana efa nataoko azy
6  mampitombo: Vao mainka hanamafy ny alahelony raha miseho ho malahelo koa ianao [1.1#585]
7  [1.1#552]
Explanations in English  8  to reinforce, to strengthen, to harden
9  to reiterate, to emphasize [1.7]
Explanations in French  10  rendre dur
11  confirmer [1.3, 1.8]
12  fortifier, rendre fort, surajouter, augmenter [1.3]
13  renforcer, rendre solide
14  répéter [1.8]
Examples  15  manamafy an’izany fijery izany ny fomba nandaniana ny lalàna. [4.27]
16  Tsy afaka hitaky valisoa na amin' iza na amin' iza aho, raha manamafy ny hidintranoko — [2.503]
Morphology 
17  Present :
18  Past :
19  Future :
20  Imperative :
Antonyms  21  manalemy
Analogs  22  manofana, manatsohara, manantitra, mandalina, mankahery, mampahatanjaka, mampahavitrika
Proverbs  23  Proverbs containing the word manamafy

Anagrams  24  fanamamy, manamafy

Updated on 2023/01/20