Entry | 1 manalemy |
Root | 2 lemy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mahatonga halefaka: Ny vola nomeko azy no nanalemy azy Mampitony, manalefaka: Ny fifonako taminy no nanalemy ny hatezerany |
Explanations in English |
5 [1.7] to soften; to weaken |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.8] ramollir 7 [1.3] adoucir, assouplir, calmer, civiliser 8 [1.8] affaiblir |
Morphology |
|
Antonyms | 13 manamafy |
Anagrams | 14 anilemam, manalemy, manilemà , manilema, nialemam |
Updated on 2023/01/20 |