|
|
|
|

Entry (1/2)1  malemy
Root  2  lemy
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
4  Active verbs :
Explanations in Malagasy  5  Malefaka, malambolambo: Malemy ny hoditry ny zaza
6  Mora aforitra, tsy henjana, mora tapaka: Vola malemy ~ Malemy ity rantsan-kazo ity
7  Mora tsakoina, boda, bodaka, mihonankonana: Tsara masaka ny hena ka malemy ~ Savoka malemy
8  Kely aina, tsy matanjaka, mihozohozo, mangozohozo: Mbelà fa malemy loatra ianao ka tsy hahavita io asa io
9  Tsy afa-manohitra fa manaraka ambokony, morainy loatra, rainazy: Malemy loatra amin-janany io Ramatoa io [1.1]
Explanations in English  10  soft; weak [1.7]
Explanations in French  11  mou [1.8, 1.13]
12  faible [1.8]
Examples  13  Katsaka efa matoy nefa mbola malemy no alaina. [2.472]
Analogs  14  boda, bodaka, modaka, motraka, lotaka, mondaka, nondaka, boretaka, mihonankonana, malemilemy, mavozo, mavozovozo, marary ovana, tsy matanjaka, garera, tsy mahazo nofo, malezolezo, marafoka, tsingozahoza, marezoka, marazoka, mangozohozo, konetaka, vavivavy, kely aina, kely ambaitra, somararetra
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  24  Proverbs containing the word malemy

Entry (2/2)25  malemy
Root  26  lemy
Part of speech  27  noun
Vocabulary  28  Health
Explanations in Malagasy  29  voan'ny paralisia [1.13]
Explanations in French  30  paralytique [1.13]

Anagrams  31  malemy, mamely

Updated on 2023/05/24