Entry | 1 mavozo |
Root | 2 vozo |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Sihanaka, Taisaka]
antitra 5 [1.78] [Taisaka] osa 6 [1.78] [Sakalava] sarotahotra 7 [1.78] [Sihanaka] reraka, sasatra, tsy ampy hery, kanosa 8 [1.1] osareraka, reradreraka, valabalaka: Nanao mavozovozo aho androany ka tsy afaka handeha (taloha) midonanapoana, tsy miasa |
Explanations in French |
9 [1.3] faible, débile, fatigué 10 [1.19] [Tankarana] vozo |
Examples |
11 tsy mba manatrika fa mitoe-dahy mavozo; [2.69#] 12 tsy fotoanin-dahy ratsy, tsy sakin-dahy mavozo; [1.406#] |
Synonyms | 13 mavozovozo |
Updated on 2024/12/11 |