|
|
|
|

Entry1  mangozohozo
Root  2  hozohozo
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mivembena noho ny hahiazana
Osa, reraka, mivembena fandeha: Antidahy efa mangozohozo io ka tsy tantananao
Examples  5  Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara- milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro [2.470]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9  mihozohozo
Proverbs  10  Proverbs containing the word mangozohozo

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21