|
|
|
|

Entry1  mangozohozo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mivembena noho ny hahiazana
Osa, reraka, mivembena fandeha: Antidahy efa mangozohozo io ka tsy tantananao
Examples  4  [2.470] Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara- milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro
Root  5  hozohozo
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9  mihozohozo
Proverbs  10  Proverbs containing the word mangozohozo

Anagrams  11  ahozongozom, mangozohozo

Updated on 2025/01/21