Entry | 1 mihamalemy |
Root | 2 malemy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in French |
4 s'affaiblir [1.66] |
Examples |
5 nihamalemy ny feony, niezaka mba handrehoaka. [2.270] 6 Nihananalavitra izy, re ihany ny antsoantsony nihanalemy hatrany [2.472] 7 Angamba nitady hananika ny tanin' ny Israely ny Asyriana rehefa hitany fa nihanalemy izany fanjakana izany noho ny ady an-trano niseho tao aminy [1.38] |
Morphology |
|
Updated on 2023/02/23 |