Entry | 1 mihamalemy |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in French |
3 [1.66] s'affaiblir |
Examples |
4 [2.270] nihamalemy ny feony, niezaka mba handrehoaka. 5 [2.472] Nihananalavitra izy, re ihany ny antsoantsony nihanalemy hatrany 6 [1.38] Angamba nitady hananika ny tanin' ny Israely ny Asyriana rehefa hitany fa nihanalemy izany fanjakana izany noho ny ady an-trano niseho tao aminy |
Root | 7 malemy |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |