Entry | 1 boretaka |
Root | 2 retaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Malemy mandrevo na bodaka: Vary soa boretaka 5 Enti-milaza olona mipetraka mitsotra amin' ny tany tsy maharay tena [1.1] |
Explanations in French |
6 mou, sans consistence, s'affaissant sous son propre poids, s'éboulant [1.3] |
Derivatives |
|
Anagrams | 12 abetroka, aboretak, boretaka, traokabe |
Updated on 2023/01/20 |