|
|
|
|

Entry1  malemy fanahy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] olona morabe, tsy masiaka, mampiseho fitiavana, malemy paika, mora ifanarahana.
Explanations in English  4  [1.2] Kind, gentle in disposition.
Examples  5  [1.38] Biby malemy fanahy sady tsara tarehy izy
Elementary words  6  malemy, fanahy

Updated on 2024/12/07