|
|
|
|

Entry1  mafy vava
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona mahatana tsara ny vavany ka tsy mamindra amin' ny hafa ny teny henony; tsy mety milaza izay tsy tokony holazaina, mahafehy vava
Elementary words  4  mafy, vava

Updated on 2024/12/07