|
|
|
|

Entry1  sirasira sakarivo am-bavanao
Elementary words  2  sirasira, sakarivo, vava
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Teny firarian-tsoa ataon' ny reny amin' ny zanany raha manoaka, izay azo adika hoe: Enga anie tsy ho diso sira na sakamalao ny vavanao !
Explanations in French  5  [1.3#609] souhait fait par la mère à son petit enfant qui baille: que ta bouche ne manque jamais ni de sel ni de gimgembre!

Updated on 2024/12/07