Entry | 1 malama vava |
Elementary words | 2 malama, vava |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] loza raha hiteny fa misosa mandeha dia mandeha ery ny teny aloakan' ny vavany |
Examples |
5 Ao koa ireo malama vava "boka vola", havanana amin'ny fitenenana, ary mampihaiky ny hafa. [2.606] |
Synonyms | 6 fihara-bava |
Updated on 2024/12/10 |