|
|
|
|

Entry1  malama vava
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] loza raha hiteny fa misosa mandeha dia mandeha ery ny teny aloakan' ny vavany
Examples  4  [2.606] Ao koa ireo malama vava "boka vola", havanana amin'ny fitenenana, ary mampihaiky ny hafa.
Elementary words  5  malama, vava
Synonyms  6  fihara-bava

Updated on 2024/12/10