|
|
|
|

Entry1  basivava
Elementary words  2  basy, vava
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  bevava, maresa-bava, olona tia miresaka ary tsy mety reraka miteny ka tsy misy andraisan'ny hafa [Betsimisaraka] [1.78]
5  mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona, olona mpiteniteny izaitsizy, mipoapoa-bava toy ny basy: Tsy nahita olona basivava ohatra an' iny Rakoto iny aho: izany lahy ka azy irery ny fitenenana mandritra ny adiny iray
6  Olona mpilaza habobo, mpirehaka
7  Olona tsy mahatam-bava ka milaza izay tsy tokony bambara: Ise indray izao, Rabary, no basivava nitantara izany tany amin-dry zoky tany [1.1]
Explanations in English  8  loud-mouthed [1.2, 1.7]
9  noisy [1.2]
10  indiscreet [1.7]
Explanations in French  11  hâbleur, indiscret [1.8]
Examples  12  Vorona mba basivava! [2.5#]
13  Tonga basivava sy miantsambotsambotra erý ny mpanao fanorona. [1.437#]
Synonyms  14  vavàna
Titles  15  Ny Basivava (Andrianjafitrimo Edouard)

Anagrams  16  basivava, Basy Vava, vavabasy

Updated on 2023/10/24