|
|
|
|

Entry1  voady
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fametrahan-teny hanao zavatra iray raha tahiny ka tanteraka izay tadiavina na irina: Manefa ny voady nataony Baba
Fianianana na fanomezan-toky eo imason' ny solontenan' ny Eglizy: Manao voadin' ny fanekena sy fahantrana ary fahadiovana ny relijiozy
Explanations in English  4  [1.7] a vow
Explanations in French  5  [1.3#842, 1.8] voeu
6  [1.3#842] offrande promised par voeu, ferme résolution
Examples  7  Eny, tsaroako iny ary tsy ho hadinoiko mandra-pahafatiko, fa nitahiry ilay voady masina nataontsika. [2.499#19]
8  Ny saotra, hoy ianao teo, dia natomboka tamin' ny fanaovana voady any amin' ny mangingina any aloha; [2.245#137]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Analogs  13  dina, teny nomena, orimbato, lokaloka, tsikafara
Compound words 
Article  19  Randzavola: voady ao amin' ny Baiboly

Anagrams  20 

Updated on 2025/01/21