|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsikafara
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazana voady amoriam-bahoaka sy anaovana lanonana lehibe, fanao indrindra any amin' ny Betsimisaraka [1.1]4  fomban-drazana atao matetika amonoana omby na biby hafa rehefa tanteraka ny voady natao [1.13]
Explanations in French  5  cérémonie de voeu exaucé [1.13]
Examples  6  Raha misy zavatra irin' ny Betsimisaraka, ka tanteraka io zavatra io, dia mifaly izy, ary ny lanonana ataony amin' izany no "tsikafara". [2.471]

Entry (2/2)7  tsikafara
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  faniriana [Tambahoaka] [1.78]

Updated on 2020/07/31