|
|
|
|

Entry1  fivoadiana
Root  2  voady
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaovana voady: Tsy fanao, hono, ny fivoadiana amin-kanina
Fianianana, fanomezan-toky, fikasana mafy: Hatramin' ny saika nahafaty azy tamin' ny toaka, dia nanao fivoadiana izy fa tsy hikasika zava-pisotro mahamamo intsony

Updated on 2024/12/11