Entry | 1 mivoady |
Root | 2 voady |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao voady: Nivoady hanao fivahiniana masina izy raha sitrana soa aman-tsara 5 Mianiana, manome toky; mikasa mafy: Nivoady tsy hisotro toaka intsony Rakoto [1.1] |
Explanations in English |
6 to make a vow [1.7] |
Explanations in French |
7 faire un voeu [1.8] |
Examples |
8 Sady nivoady tsy hihinana besisika mandra-pahafatiny koa. [2.472] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mivoady |
Anagrams | 14 idiovam, midiova, mivoady, voadimy |
Updated on 2023/01/20 |