|
|
|
|

Entry1  sanatrian' ny vava
Elementary words  2  sanatria, vava
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1#859] teny enti-mandà mafy zavatra atao ohatrohatra fotsiny: Tsy misy maniry izay hisarahan' ireto zaza ireto akory isika mianakavy, sanatrian' ny vava. Inona no hatao raha sanatria ka maty alohan' ny vavy ny lahy
Explanations in English  5  [1.7] excuse me for saying this, but
Explanations in French  6  [1.8] veuillez pardonner l'expression, mais

Updated on 2024/12/07