Entry | 1 sanatria |
Part of speech | 2 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny enti-milaza fandavana mafy dia mafy; na oviana na oviana, "tsia dia tsia": Izaho ve no hanao tsikombakomba? sanatria Fady: Sanatria ahy ny hivarotra ny marina Ohatrohatra, kanefa tsy irina velively ny hahatanterahan' izany: Sanatria, hono, na sanatria sanatria ka maty i dadabe |
Explanations in English |
4 [1.7] may it never be, God forbid ! |
Explanations in French |
5 [1.8] que cela n'arrive pas, à Dieu ne plaise ! |
Examples |
6 Sanatria ahy izany, tompoko. [2.499#] 7 Dia tsy hanaiky hamoy aina sanatria! [2.576#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |