Entry | 1 sanatriavina |
Root | 2 sanatria |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Lavina mafy amin' ny filazana hoe "Sanatria" 5 Enti-milaza zavatra ratsy sambasambaina ho avy: Sanatriavina hoe ho faty ianao rahariva, inona no mba ataonao izao [1.1] |
Explanations in English |
6 to be considered unthinkable or unutterable [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on repousse [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/01/20 |