Entry (1/2) | 1 vavàna |
Root | 2 vava |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Asiana vavany, asiana banga, loaka: Vavào ity ampiantany ity |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 7 vavàna |
Root | 8 vava |
Part of speech | 9 adjective |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona; basivava, mipentsompentsom-bava: Mba vehivavy vavana izany! |
Explanations in English |
11 [1.7] very talkative |
Explanations in French |
12 [1.8] très bavard |
Synonyms | 13 basivava |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |