Entry | 1 masim-bava |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny olona maminavina zavatra ka matetika tanteraka izay lazainy |
Examples |
4 [1.381#] Vitan' olona mafilahy mana-tsaina atahorana raha manao firavava fa masimbava. |
Elementary words | 5 masina, vava |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |