|
|
|
|

Entry1  petsapetsa vava
Elementary words  2  petsapetsa, vava
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  olona tsy mahatam-bava, mania vava, milaza ny nafenina na ny tsy tokony holazaina [1.1]

Updated on 2023/03/22