|
|
|
|

Entry (1/2)1  petsapetsa
Root  2  petsa
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny tany misy rano ka mangeniheny, mangonahona. [1.1]
Explanations in English  5  sloppy. [1.2]
6  wet, soaked [1.7]
Explanations in French  7  mouillé, trempé [1.8]
Examples  8  Tenisy vita vazaha izay no an' ny vavy Ramoa va tsy zava-tsarobidy ery no hitarizany azy, tsy mivoaka raha tsy toetr' andro petsapetsa. [2.470]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)16  petsapetsa
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  Honahona nototofana natao tanimbary [Betsileo] [1.1]

Updated on 2023/07/03