Entry | iray petsapetsa | |
Elementary words | iray ; petsapetsa | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona vitsivitsy na maro manana tanimbary iraisana Olona iray foko Olona miray tetika [1.1] | |
Explanations in English | Of the same social level; united [1.7] | |
Explanations in French | Au même niveau de la société [1.8] | |
Examples | Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona:
[2.471] | |
Updated on 2023/04/16 |