Entry (1/2) | 1 petsapetsa |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny tany misy rano ka mangeniheny, mangonahona. |
Explanations in English |
4 [1.2] sloppy. 5 [1.7] wet, soaked |
Explanations in French |
6 [1.8] mouillé, trempé |
Examples |
7 [2.470] Tenisy vita vazaha izay no an' ny vavy Ramoa va tsy zava-tsarobidy ery no hitarizany azy, tsy mivoaka raha tsy toetr' andro petsapetsa. |
Root | 8 petsa |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 16 petsapetsa |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] [Betsileo]
Honahona nototofana natao tanimbary |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |