|
|
|
|

Entry1  miofy akondro vava
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny olona mahantra fadiranovana
Explanations in English  4  [1.2] to take the skin off bananas with the mouth
fig. very poor and wretched. See faraidina
Explanations in French  5  [2.415#2535] Le pauvre épluche les bananes avec sa bouche tant il a faim et tant il ignore les usages
Examples  6  [2.472] Mba nisy fianarana kely nodiaviko ihany, mba misy fahalalana kely ananako ihany, tsy azo lazaina ho miofy akondro vava tahaka an' i Dada sy Neny aho.
Elementary words  7  miofy, akondro, vava

Updated on 2025/02/02