Entry (1/2) | 1 menavava |
Elementary words | 2 mena, vava |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Zaza vao teraka: Zazakely vao menavava [1.1] |
Explanations in English |
5 a newborn child without teeth [1.7] |
Explanations in French |
6 Lèvres rouges. On appelait ainsi les nouveaux-nés [2.415#1524] |
Examples |
7 Nitrotro ny zanany vao menavava izy. [2.332#] 8 Mbola zaza menavava i Boliamanoro tamin' izany ka ny renibeny no nitaiza nahalehibe azy. [1.406#] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 10 menavava |
Elementary words | 11 mena, vava |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in French |
13 nom d'une espèce d'oiseau, le bouvreuil. (tsiporitika) [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary |
14 Zoology: birds |
Updated on 2024/01/24 |