Entry | 1 ambim-bava |
Elementary words | 2 amby, vava |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Zavatra tsy lany ka tehirizina; tahiry: Mba omeo ny mahantra ny ambim-bavanao 5 [1.13] vokatra tsy lany rahefa avy nihinanana ara-dalàna |
Explanations in English |
6 [1.7] a surplus of food or other things |
Explanations in French |
7 [1.3] le reste après les frais d'entretien payés; biens concédés pour vivre et revenant à leur maître à la mort de l'usufruitier; l'excédent du traitement, du revenu non dépensé au bout de l'année, etc. 8 [1.8] excédent de nourriture et d'autres choses 9 [1.13] surplus |
Examples |
10 Noho izany dia hisy ambimbava mitentina. [1.384#] 11 Ny banga na ny ambimbava amin' ny teti-bolam-panjakana dia avy amin' ny vola miditra nanalana ny vola mivoaka amin' ny fandaniana mahazatra ataon' ny Fanjakana foibe. [4.27#] |
Vocabulary |
12 Economy: finances, management |
Compound words |
|
Updated on 2023/04/21 |