Entry (1/3) | 1 fafana |
Root | 2 fafa |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Esorina ny loto, ny fako amin' ny zavatra na toerana iray: Fafao tsara ny efitrano fandriana Faohina: Efa nofafako ny latabatra Alaina tsy misy avala na kely aza: Nofafan' ny mpangalatra ny entanay tany ambanivohitra |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to be swept 6 [1.2] to be wiped, to be cleared off |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8, 1.5] qu'on balaie 8 [1.3, 1.8] qu'on essuie 9 [1.3] qu'on raffle: Nofafan' ny tompon-trosa ny fananako rehetra (Mon créancier a rafflé tous mes biens) |
Examples |
10 Ary isaky ny maloto, dia tsy maintsy fafana. [2.332#26] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 16 fafana |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 [1.78] [Taimoro, Bezanozano, Sihanaka]
hazofisaka 19 [1.78] [Tanala] hazo fisaka fanaovana gorodon-trano 20 [1.1] Hazo fisaka natao solontsolaitra nanoratana tamin' ny andro taloha: Nasiana menaka kely aloha ny fafana, isaky ny anoratana, dia norarahana vovoka |
Explanations in English |
21 [1.2] a piece of board for writing on, a lesson-board, a blackboard. |
Explanations in French |
22 [1.3] tablette des anciens pour écrire 23 [1.19, 1.5, 1.13] [Tankarana] planche 24 [1.19] [Tankarana] madrier mince. |
Examples |
25 Nanao fafana no raharahan-dRatompokolahy fahavelony. [2.529#15] |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 28 fafana |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in Malagasy |
30 [1.1] Fofona manitra mamerovero mandraraka eran' ny toerana izay |
Explanations in French |
31 [1.3#136] odeur |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Anagrams | 36 afafan, fafana, fanafa, nafafa |
Updated on 2023/08/11 |