Entry | 1 levona |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Foana, tonga tsy misy: Indray mipy maso ihany, dia mety ho levona, hono, izao tontolo izao 9 Lany: Levon' ny omby ny varinay 10 Simba: Levon' ny zanakao ny bokiko 11 Lasa entona: Levon-ko fofona ny kamifaoro 12 Lasa tsy hita venty intsony toy ny sira latsaka ao anaty rano: Levona tao anaty rano ny siramamy 13 Voaovan' ny vavony: Tsy mbola levona ny sakafonao ka aza mandro [1.1] |
Explanations in English |
14 consumed; utterly destroyed; dissolved, digested [1.7] |
Explanations in French |
15 consumé, anéanti; dissout; digéré [1.8] |
Examples |
16 levona ny harena be. [2.59] 17 Efa levona tsy hita intsony ny zavona; [2.324] |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word levona |
Anagrams | 19 levona, velona, volena |
Updated on 2020/07/31 |