Entry (1/2) | 1 mandevona |
Root | 2 levona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manafongana, manafoana: Mandevona ny zavatra rehetra manodidina ny ipoahany ny baomba atomika Manimba: Aza mandevona ny zavatr' olona Mandrava, mandringana, mamongatra: Jiolahy no nandevona ny fananany rehetra teto Mampanjary ho fofona, etona na rano: Mandevona ny rira ny rano Mampanjary ny sakafo hanina ho za vatra mahavelona ny tena: Ny vavony no mandevona ny sakafo hanintsika |
Explanations in English |
5 [1.7] to consume, to destroy; to dissolve, to digest |
Explanations in French |
6 [1.8] détruire, anéantir; dissoudre, digérer |
Examples |
7 Manatombo an' isa lavitra anefa ireto vaovao ary mihamivelatra hatrany mandevona iretsy tranainy ao anatiny. [2.606#] 8 Fa raha mahery fahatelo, mahery fanjaka: fa ny havana ihany no manavangavana, ary ny fanahin'andevo no mandevona. [2.298#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 mandevòna |
Root | 14 levona |
Part of speech | 15 imperative of active verb mandevona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |