Entry | 1 levonina |
Root | 2 levona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao fongana, tsy misy: Azon' Andriamanitra levonina izao tontolo izao 5 Simbana: Nolevonin' Ikoto ny kilalaon-janako 6 Bavana, fongorana, aringana, arfpaka: Nolevonin' ny mpangalatra ny fananan-dRainizafy ato atsimo 7 Ampanjarina ho fofona, ho etona, ho ranony: Levonin' ny masoandro ny zavona ~ Levony ao anaty rano ny siramamy 8 Ampanjarina ho zavatra mahavelona ny tena: Sakafo saro-devonina ny henan-gisa [1.1] |
Explanations in English |
9 to be consumed; to be utterly destroyed; to be dissolved; to be digested [1.7] |
Explanations in French |
10 qu'on anéanti; qui est dissout; qui est digéré [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 16 levonina, vinelona |
Updated on 2023/01/20 |