Entry | 1 mihalevona |
Root | 2 levona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in French |
4 s'amenuiser, se consumer [1.66] |
Examples |
5 Ny harena azo tsy an-drariny, mihalevona [2.996] 6 Mihakely ny fidiram-bola (La rentrée d'argent s'amenuise) [1.66] 7 Ny hevitry ny anarana hoe « Kiliona » dia « mihalevona », ary « Malona » dia « farofy. [1.38] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |