|
|
|
|

Entry1  lany mbamin' ny tanin-ketsa
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fahataperan' ny fananana hatramin' ny kely indrindra (fiteny matetika amin' ny olona mandanilany foana ny hareny amin' ny loka na zavatra mitovitovy amin' izany)
Elementary words  4  lany, mbamy, tany, ketsa

Updated on 2024/12/07